Entry afa-tsiny (afaka, tsiny)
Part of speech   expression
Malagasy definition   tsy voan' ny tsiny intsony ka maharo mandroso amin' izay hatao [Rajemisa 1985]
English definition   [tsiny, blame.] Free from blame or censure. [Richardson 1885]
Synonyms   afa-pondro

2009/12/09