|
|
|
|

Entry1  afa-pana
Elementary words  2  afaka, fana
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [2.313] efa tsy mifana intsony, izany hoe tsy mijanona eo am-pandriana intsony rahefa avy teraka
Examples  5  Rehefa afa-pana i Sahondra, dia nidina hitsidika an-drainy tany Andovosira [1.280]
Vocabulary  6  Health

Updated on 2024/08/13