Entry afa-pana
Elementary words afa- (afaka) ; -pana (fana)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Efa tsy mifana intsony, izany hoe tsy mijanona eo am-pandriana intsony rahefa avy teraka [2.313]
Examples Rehefa afa-pana i Sahondra, dia nidina hitsidika an-drainy tany Andovosira [1.280]
Vocabulary 

Updated on 2023/12/09