|
|
|
|

Entry1  afantsika
Root  2  fantsika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza izay entina mamantsika: Itỳ fantsika peta-doha itỳ afantsika an' io sary io
Araikitra amin' ny toerana na asa iray ka tsy alana eo: Nafantsikao adiny roa teto aho niandry anao
Explanations in English  5  [1.2] used of that which is employed as a nail.
Examples  6  tsimatra = fanjaitra hazo afantsika an-daniny roa amin' ny harona hahazoana mamatotra azy amin' ny bao. [2.472#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  afantsika, afitsakan, fanatsika, fanitsaka, fitsakana, nafitsaka

Updated on 2023/01/19