Entry afantsika (fantsika)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza izay entina mamantsika: Itỳ fantsika peta-doha itỳ afantsika an' io sary io
Araikitra amin' ny toerana na asa iray ka tsy alana eo: Nafantsikao adiny roa teto aho niandry anao [1.1]
Explanations in English Used of that which is employed as a nail. [1.2]
Examples tsimatra = fanjaitra hazo afantsika an-daniny roa amin' ny harona hahazoana mamatotra azy amin' ny bao. [2.472]
Morphology 
Present : afantsika, afantsiko, afantsikao, afantsiny, afantsitsika, afantsikay, afantsikareo, afantsikan', afantsikan-, afantsikam-
Past : nafantsika, nafantsiko, nafantsikao, nafantsiny, nafantsitsika, nafantsikay, nafantsikareo, nafantsikan', nafantsikan-, nafantsikam-
Future : hafantsika, hafantsiko, hafantsikao, hafantsiny, hafantsitsika, hafantsikay, hafantsikareo, hafantsikan', hafantsikan-, hafantsikam-
Imperative : afantsiho

Anagrams 

Updated on 2023/01/19