Entry | 1 afandrotra |
Root | 2 fandrotra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fatorana atao singory: Ny fanambadiana dia afehy mihitsy fa tsy afandrotra fotsiny akory |
Explanations in English |
5 [1.2] [Provincial]
used of that which is employed as a girdle, etc. |
Explanations in French |
6 [1.3] à attacher avec un noeud coulant |
Morphology |
|
Anagrams | 11 afandrotra, fandraotra, fandroatra |
Updated on 2023/01/19 |