Entry afa-karatsaka
Elementary words afaka ; haratsaka
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza zavatra vidina na amboarina, ka tsy andoavam-bola ambonin' ny vidiny [1.1]
Explanations in English [haratsaka, clean-stalked.] Having done all that is necessary to accomplish what one has attempted. [1.2]
Compound words 

Entry afa-karatsaka
Elementary words afaka ; haratsaka
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Madio tsara tsy misy romoromony
Afaka madiodio amin' izay tataom-bola isan-karazany miampy ny vidin-javatra iray: Homenao arivo aho dia lasanao io farafara tsara tarehy io ka afakaratsaka amin' izany ny fitondrana azy hatrany aminareo, ny fiantohana azy eny an-dalana [1.1]

Updated on 2023/04/02