|
|
|
|

Entry1  afakafaka (afaka)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  miala tsikelikely fa mbola tsy tontosa hatramin' ny farany: Efa afakafaka ny ditrany tamin' itỳ taona itỳ [1.62]
Examples  4  Mbola nisy rahateo ny tahiry, koa dia afakafaka teny ihany ny fahasahiranana isan-karazany tsy mety tapaka [2.470]

Updated on 2023/01/19