Entry afaka adidy (afaka, adidy)
Part of speech expression
Malagasy definition tsy miantoka izay hahavitan' ny zavatra iray na izay ho fandehany satria efa nanao izay tokony hatao [Rajemisa 1985]
French translation être dégagé de toute responsabilité [Rajaonarimanana 1995]

Updated on 2020/07/31