Entry afa-jaza
Elementary words afa- (afaka) ; zaza
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Niteraka zaza izay mbola tsy ampy andro ka maty (raha latsaka ny enimbolana an-kibo ilay zaza, dia atao hoe vaky manta no filaza an-dreniny afa-jaza) [1.1]
Explanations in English Used of abortion or miscarriage. [1.2]
 Having a miscarriage [1.7]
Explanations in French Ayant avorté [1.8]
Vocabulary 
Proverbs 

Updated on 2023/11/24