Entry | afafy (fafy) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny voa atao fafy: Vary lava no nafafiko taona itsỳ Enti-milaza rano atsipy amin' ny tanana ka mipariaka amin' ny zavatra na olona rehetra manodidina: Rano no nafafin' ny dadabe taminay raha nitso-dranoanay izy [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be sown. Used of that which is cast, as the seed. [1.2] | ||||||||
Examples |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word afafy | ||||||||
Anagrams | afafy, fiafa |
Updated on 2023/01/19 |