|
|
|
|

Entry1  afafy
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny voa atao fafy: Vary lava no nafafiko taona itsỳ
Enti-milaza rano atsipy amin' ny tanana ka mipariaka amin' ny zavatra na olona rehetra manodidina: Rano no nafafin' ny dadabe taminay raha nitso-dranoanay izy
Explanations in English  4  [1.2] to be sown. Used of that which is cast, as the seed.
Examples  5  [2.117#] Rehefa tsy afafy ny masomboly dia atsatoka.
6  [1.353#] sasany koa ny nonony dia afafy miakatra koa.
7  [2.649#] Tsy vola afafy tany tsy akory ny vola omeina an' i Jesosy.
Root  8  fafy
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word afafy

Anagrams  15  afafy, fiafa, ifafa

Updated on 2025/01/21