Entry afa-doza
Elementary words afa- (afaka) ; loza
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza olona efa teo ambavahoanan' ny loza nefa afaka soa aman-tsara; voavonjy soa aman-tsara tamin' ny loza saiky nahavoa ny tena [1.1]
Explanations in English [loza, calamity, danger.] Free from pain or trouble, released from danger, rescued from an impending calamity. [1.2]
Synonyms afa-paty
Proverbs 

Updated on 2023/11/24