Entry | ![]() |
afa-doza (afaka, loza) |
Part of speech | expression | |
Malagasy definition | enti-milaza olona efa teo ambavahoanan' ny loza nefa afaka soa aman-tsara; voavonjy soa aman-tsara tamin' ny loza saiky nahavoa ny tena [Rajemisa 1985] | |
English definition | [loza, calamity, danger.] Free from pain or trouble, released from danger, rescued from an impending calamity. [Richardson 1885] | |
Synonyms | afa-paty | |
Quotes | Proverbs containing the word afa-doza | |
Updated on 2011/02/18 |
![]() |