Entry afaditra (faditra)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Ampiasaina hatao faditra, hanalana ny ratsy ataon' ny sasany: Ahitra ihany aza taloha dia ampy nafaditra [Rajemisa 1985]
English definition   used of anything offered to avert evil. [Richardson 1885]
French definition   avec quoi on exorcise, on retire le mal [Abinal 1888]
Vocabulary  
Morphology  
afaditra
afaditro
afaditrao
afadiny
afaditsika
afaditray
afaditrareo
afaditr'
afadi-
afaditry
nafaditra
nafaditro
nafaditrao
nafadiny
nafaditsika
nafaditray
nafaditrareo
nafaditr'
nafadi-
nafaditry
hafaditra
hafaditro
hafaditrao
hafadiny
hafaditsika
hafaditray
hafaditrareo
hafaditr'
hafadi-
hafaditry
afadiro

Updated on 2013/12/08