Entry | 1 afa-baràka |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy | 3 afa-boninahitra [Taisaka] [1.78]4 very voninahitra, afa-boninahitra, very haja: Afa-baraka ianareo mianakavy tamin' ny nafitsoky ny zanakao 5 Voafitaka: Afa-baraka aho nitonantonana tany; hay efa nifindra ianareo ka tsy nilaza akory 6 Simba: Afa-baraka ilay laoka vao novidina fa nihosim-bovoka eran' ny tokotany [1.1] |
Explanations in English | 7 disgraced, dishonoured [1.2]8 put to shame [1.7] |
Explanations in French | 9 déshonoré [1.3, 1.8] |
Examples |
10 Nataony afa-baràka teo imason' olona ilay tsy nahaloa trosa [1.62] |
Synonyms | 11 afa-pofona |
Other spellings | 12 afa |
Elementary words | 13 afaka, baràka |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word afa-baràka |
Updated on 2024/08/13 |