|
|
|
|

Entry1  aely
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Aparitaka, ahahaka: Naelin' ny akoho ny fako
Aparitaka atao fantatry ny olona rehetra: Naelin-dRakoto sahady ilay vaovao momba ny fanadinana
Explanations in English  4  [1.7] to be scattered, to be disseminated
Explanations in French  5  [1.8] qu'on disperse, qu'on dissémine, parsème, éparpille /m:txt>
Examples  6  [2.508#] Borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao
Root  7  ely
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  aely, elai, elay

Updated on 2025/01/21