Entry | 1 aelo |
Root | 2 elo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ampiasaina hatao elo; iarovana amin' ny hainandro na ny orana: Ravin' ampanga no naelon' ny ankizy ny zazavavy nanao fampitaha |
Morphology |
|
Anagrams | 9 aelo, aleo, aloe, aole, elao, eloa |
Updated on 2023/01/19 |