|
|
|
|

Entry1  ady fombo
Elementary words  2  ady, fombo
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Bara] ady, ady saritaka
5  [1.78] [Betsimisaraka] korontana, fifamelezana (bagarre) ady maro hiarahan'olona marobe manao ka mandeha daholo na antsy na tapakazo
6  [1.78] [Tanosy] [adifombo] Adilahy
7  [1.62][adifombo] adilahy
8  [1.62] fifandonan' olona amin-kevitra na amim-batana noho ny fahatezerana

Updated on 2023/01/01