Entry advantista
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Antokom-pivavahana kristianina niendaka tamin' ny fototra protestanta ka miompana amin' ireto zavatra roa loha ireto: 1) Fiverenana amin' ny fomba jiosy sasantsasany, toy ny fanajana ny andro fahafito (Asabotsy), ny fanomezana ny fahafolon' ny harena ho an' ny fiangonana, ny fifadiana kisoa, hazandrano tsy misy vombony na kirany. 2) Fiandrasana ny fiavian' ny Tompo izay heveriny fa mbola ho tonga indray [1.1]
Vocabulary 
Origin French: adventiste.

Updated on 2020/07/31