Entry adroadro
Part of speech noun
Examples 
1Ny avalinao izany dia fihomehezana sy adroadro. [Andraina: I Vola, page 85]
2Tsy nahatazana azy kosa ilehio fa raha tsy izany dia ho matin' adroadro indray Rainitonadro. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 39]
Morphology 
adroadro
adroadroko
adroadronao
adroadrony
adroadrontsika
adroadronay
adroadronareo
adroadron'
adroadron-
adroadrom-

2015/04/02