Entry adradradradra (dradradradra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao midradradradra: Feo mafy mikarantsana no nadradradradrany, ka tsy nisy tsy nandre ny fokontany [1.1]
Morphology 
Present : adradradradra, adradradradrako, adradradradranao, adradradradrany, adradradradrantsika, adradradradranay, adradradradranareo, adradradradran', adradradradran-, adradradradram-
Past : nadradradradra, nadradradradrako, nadradradradranao, nadradradradrany, nadradradradrantsika, nadradradradranay, nadradradradranareo, nadradradradran', nadradradradran-, nadradradradram-
Future : hadradradradra, hadradradradrako, hadradradradranao, hadradradradrany, hadradradradrantsika, hadradradradranay, hadradradradranareo, hadradradradran', hadradradradran-, hadradradradram-
Imperative : adradradradrao

Updated on 2023/01/05