Entry adiresy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanondroana ny toerana onenan' ny olona iray: Aza fady indrindra mba lazao ahy kely ny adiresin-drainao [1.1]
Explanations in French Adresse [1.13]
Morphology 
Simple : adiresy, adiresiko, adiresinao, adiresiny, adiresintsika, adiresinay, adiresinareo, adiresin', adiresin-, adiresim-
Origin French: adresse.

Updated on 2020/07/31