Entry adingina (dingina)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Atsangana henjana mahitsy: Nadingin' ny alika ny rambony dia lasa izy [Rajemisa 1985]
English definition to be made to have more than, to be made to go beyond [Richardson 1885]
Morphology 
adingina
adingiko
adinginao
adinginy
adingintsika
adinginay
adinginareo
adingin'
adingin-
adingim-
adingi-
nadingina
nadingiko
nadinginao
nadinginy
nadingintsika
nadinginay
nadinginareo
nadingin'
nadingin-
nadingim-
nadingi-
hadingina
hadingiko
hadinginao
hadinginy
hadingintsika
hadinginay
hadinginareo
hadingin'
hadingin-
hadingim-
hadingi-
adingino

2010/05/04