Entry (1/3) | 1 adika |
Root | 2 dika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Alaina tahaka: Adikao ireo soratra hitanareo amin' ny solaitrabe ireo 5 Avadika amin' ny fiteny hafa: Nadikan-dRabe tamin' ilay vazaha ny tenin' i dada 6 Ampandalovina eo ambony: Aza fady fa adikako anao ity lovia ity 7 Lazaina, taterina: Ka angaha tsy loza fa nadikany tamin' ny mpampiasa ilay teninao teto omaly iny 8 Heverina: Nadikany ho tsy fitiavana azy ny fanakianana ny nataony [1.1] |
Explanations in English |
9 used of that which is used to overstep something else, or translated from one language into another [1.2] 10 to be copied; to be translated [1.7] |
Explanations in French |
11 qu'on copie ; qu'on traduit [1.3, 1.8] 12 qu'on fait passer par dessus [1.3] 13 qu'on interprète, qu'on transcrit [1.3] |
Examples |
14 Telo na efatra ny teny hebreo nadika toy izany [1.38] 15 Azo adika ho finiavan' ny mpitondra hametraka fitondrana tsy refesi-mandidy ve izany? [4.27] |
Morphology |
|
Titles |
|
Entry (2/3) | 20 adika |
Part of speech | 21 passive verb |
Explanations in Malagasy |
22 manetsa [Taifasy]
[1.78] |
Entry (3/3) | 23 adika |
Part of speech | 24 passive verb |
Explanations in Malagasy |
25 manadino [Betsileo]
[1.78] |
Anagrams | 26 adika, akida, daika, daikà, diaka |
Updated on 2023/07/24 |