Entry | adifombo > ady fombo | |
Part of speech | expression | |
Malagasy definition | [Bara] ady, ady saritaka [Rakotosaona 1975] | |
[Betsimisaraka] korontana, fifamelezana (bagarre) ady maro hiarahan'olona marobe manao ka mandeha daholo na antsy na tapakazo [Rakotosaona 1975] | ||
[ adifombo ] [Tanosy] Adilahy [Rakotosaona 1975] | ||
[ adifombo ] adilahy [Akademia 2005] | ||
fifandonan' olona amin-kevitra na amim-batana noho ny fahatezerana [Akademia 2005] | ||
![]() |