|
|
|
|

Entry1  adiady
Root  2  ady
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fifamalivaliana kely matetika, tsongotsongo teny, fifandrozandrozanana matetika: tsy ilaozan' adiady ireo mpianatra ireo
Explanations in French  5  [1.3#3] [duplicatif diminutif]
Examples  6  Fo mamelovelon'ny fitadiavan-kanina no mameno ny tratra-keliny, ka adiady madinidinika sy tomany matetitetika no hita amin'izy mianadahy avy [2.470]

Anagrams  7  adiady, adidia, diadia

Updated on 2023/03/02