Entry aboroaka (boroaka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao loaka mivoaka any ambadika: Naboroany tany amin' ny sofiny havanana ny lefona natsatony tao amin' ny sofiny havia [1.1]
Explanations in English Used of the instrument employed in making a hole [1.2]
Explanations in French à faire sortir par [1.3]
Morphology 
Present : aboroaka, aboroako, aboroakao, aboroany, aboroatsika, aboroakay, aboroakareo, aboroak', aboroa-
Past : naboroaka, naboroako, naboroakao, naboroany, naboroatsika, naboroakay, naboroakareo, naboroak', naboroa-
Future : haboroaka, haboroako, haboroakao, haboroany, haboroatsika, haboroakay, haboroakareo, haboroak', haboroa-
Imperative : aboroahy

Updated on 2023/01/19