Entry | aboaboina (aboabo (abo)) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Avoavoina, aingaingaina, ambonina Deraina fatratra, ankalazaina izaitsizy: Noaboaboina eran' ny tanàna ny mpandresy Asondrotra, akarina: Mandry rano loatra io tapenaka io ka aboaboy kely [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be exalted, to be elevated [1.2] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on vante, qu'on exalte [1.3] | ||||||||
Examples | Noaboaboina eran' ny tanàna ny mpandresy
[1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | aboaboina, anaboaboy |
Updated on 2023/04/04 |