Entry abafoka (bafoka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Avala hitsilailay eo am-pandriana: Aiza no tsy ho kamo i Solo kely? Zavatra abafok' i reniny hatramin' ny valo maraina ny adala lahy [1.1]
Explanations in French Qu'on laisse se vautrer [1.3]
Morphology 
Present : abafoka, abafoko, abafokao, abafony, abafotsika, abafokay, abafokareo, abafok', abafo-
Past : nabafoka, nabafoko, nabafokao, nabafony, nabafotsika, nabafokay, nabafokareo, nabafok', nabafo-
Future : habafoka, habafoko, habafokao, habafony, habafotsika, habafokay, habafokareo, habafok', habafo-
Imperative : abafohy

Anagrams 

Updated on 2023/01/19