Entry abado
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Sakivy [1.10]
  [Betsileo] Soherin-jorery (anaty tany), tsikovopotsy: Laitsa ny kilonga mangady abado fa tsa mba miasa koa (Variana mihady tsikovopotsy ny ankizy fa tsy mba miasa intsony) [1.78]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31