Entry | 1 aankina |
Root | 2 ankina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao miankina (amin' ny hevitra ara-bakiteny): Aza aankina amin' ny rindrina ny sahafa sao maloto ny rindrina [1.1] |
Examples |
5 Amin' ny antoandro, nahorona ny kidoro ary naankina teo an-joron-trano. [2.472] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 aankina, anka~ina, kaniana |
Updated on 2023/01/05 |