| Entry (1/2) | 1 afina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fanaovana zavatra amin' ny toerana tsy hitan' ny olona, fitanana zavatra tsy ho fantatr' olona: Ataovy tsara afina ireo firavaka sarobidy ireo fa sao misy mangalatra
[1.1] [2.588#] |
| Explanations in English |
4 root not used except in reduplication, as tia afinafina. To love doing things in secret.
[1.2] 5 concealment [1.7] |
| Explanations in French |
6 Etat de ce qui est caché, couvert, dérobé à la vue, recèlement: Ataovy tsara afina ny vola (Cachez bien l'argent)
[1.3] |
| Examples |
7 Efa lasa ela ihany ny mpanenjika ary efa afina vao niala vao nianavaratra ho ao Andranonanahary Ingahy Dany.
[2.588#]
|
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Entry (2/2) | 27 afina |
| Root | 28 fina |
| Part of speech | 29 passive verb |
| Explanations in English |
30 Used of that pressed close, as the nose in being blown
[Provincial]
[1.2] |
| Morphology |
|
| Anagrams | afina, 35 anifa, 36 fania, 37 fi~ana, fiana |
| Updated on 2025/12/08 |
|