Entry |
vazimba
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
Fasana efa ela tsy fanta-tompo [1.78]
|
|
Entry |
vazimba
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Olona na zavatra kely loha sady fisaka: Fantsika loham-bazimba [1.1]
|
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry |
Vazimba
|
Part of speech | name (ethnonym)
|
Explanations in Malagasy | Olona fohy sady kely, nonina tamin' ny tanin' ny Merina fahizay ary nivavahan' ny olona sasany sy nohajainy ny fasany taty aoriana [1.1]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Hyponyms |
|
Proverbs |
|