|
|
|
|

Entry (1/5)1  vaka-
Part of speech  2  morphological form of vakana

Entry (2/5)3  vaka
Part of speech  4  adjective
Vocabulary  5  Philosophy
Explanations in Malagasy  6  Tsy mahatapa-kevitra amin' izay hatao, sahirantsaina, sanganehana, sakodiavatra: Vaka ity ny saiko: sady ta handeha aho no te hijanona [1.1]
Explanations in French  7  Qui ne sait que dire ou que faire, interdit, interloqué, confondu [1.3]
Examples  8  Dia vaka teo aloha kelikely Daniely izay atao hoe Baltasara; [2.996]
Derivatives 
9  Nouns :

Entry (3/5)10  vaka
Part of speech  11  adjective
Explanations in Malagasy  12  sarotahotra [1.78]
13  Kanosa: Vaka mijodijody aliña k'aja mitoditodika sandre tojo raha mampatahotra (ilay saro-tahotra mandeha alina ka aza miherikerika sao sendra zava-mahatahotra) [1.78]

Entry (4/5)14  vaka
Part of speech  15  adjective
Explanations in Malagasy  16  malemy [1.78]
Derivatives 
17  Adjectives :

Entry (5/5)18  vaka
Part of speech  19  adjective
Explanations in Malagasy  20  Misy fotsy eo amin'ny tenda (vorona, alika, ets...) [1.78]

Updated on 2023/12/18