|
|
|
|

Entry1  tomany
Root  2  tany
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] (t ~ om ~ any) Ranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Atsaharo ny tomany
Mandatsa-dranomaso miaraka amintsento noho ny alahelo: Midona ny oran' Ankaratra, / Vaky tsipelana ny any Anjafy / Tomany tomany Razanaboromanga. (Hain-tenin' ny Ntaolo)
Explanations in English  5  [1.7] to weep, to lament
Explanations in French  6  [1.8] pleurer
7  [1.405] [Sakalava-Mayotte] [tomañy] pleurer
Examples  8  Fo mamelovelon' ny fitadiavan-kanina no mameno ny tratra-keliny, ka adiady madinidinika sy tomany matetitetika no hita amin' izy mianadahy avy. [2.470]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Proverbs  16  Proverbs containing the word tomany

Anagrams  17 

Updated on 2025/01/21