Entry |
toho
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazana hazandrano kely fisaka ny lohany ary tsisy taolana firy [1.1]
|
| Karazan-trondron-dranomamy tsy misy taolana firy [1.13]
|
Explanations in English | A smallish fish with a flattened head [1.7]
|
Explanations in French | Poisson à tête plate [1.8]
|
| Genre de poisson d'eau douce [1.13]
|
Examples | ny trondro mainty vaventy, sy ny toho, sy ny patsa, sy ny tsindretra, sy ny ondrin-drano, sy ny fangorinana, sy ny tsikovoka, ary indraindray aza misy amalona.
[2.48]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs |
|
Entry |
toho
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazan-kazo (Gymnosporia brachystachya) [1.1]
|
Explanations in French | [Merina]
(probablement même origine que tohona ).
Gymnosporia brachystachya Baker (Celastraceae). Nom et identité notés par Grandidier, Baron, Malzac, etc.
[1.196]
|
Scientific name | Gymnosporia brachystachya |
Examples | avy any Ankaratra ka mankany Mangoro i Onive: raha olona mitondro toho atao ny havandra maty
[2.48]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|
Entry |
Toho
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in English | Tohu [2.996]
|
Explanations in French | Tohu [2.996]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Biblical quotes |
|