Entry | Tandroy (ta-, any, roy) | ||||||
Part of speech | name (ethnonym) | ||||||
Malagasy definition | [ Antandroy ] Foko lehibebe amin' ny tendron' i Madagasikara atsimo indrindra mitoetra amin' ny tany voafaritry ny ony Menarandra, andrefana;
Mandrare, atsinanana, ary ny havoana Vohimainty, avaratra.
¶ Ny anarany dia avy amin' ny hoe "androy", karazan-draketa be ranony, izay hany zavamaniry azo hanina amin' io tany ngazana sy maina mandavan-taona io. Tanàn-dehibebe: Ambovombe, Beloha [Rajemisa 1985] | ||||||
French translation | population de l'extrême sud-est de [...] [full text in Rajaonarimanana 1995] | ||||||
[ Antandroy ] population de l'extrême sud de Mad [...] Menarandra et Mandrare (ville principale: Ambovombe) [full text in Rajaonarimanana 1995] | |||||||
Vocabulary | History: clans, tribes | ||||||
Other spellings | Antandroy | ||||||
Tables and plates | Dialectal words | ||||||
Examples |
| ||||||
Bibliography | Rajaonarimanana: Dictionnaire malgache dialectal - français (dialecte Tandroy) Mahafay: Boke Arofototse | ||||||
Updated on 2020/11/22 |
![]() |