Entry Taisaka
Part of speech name (ethnonym)
Explanations in Malagasy [ Antaisaka ] Foko lehibe amin' ny morontsiraka atsimo atsinanana, monina amin' ny tany voafaritr' i Mananivo, avaratra; Itomampy sy Ionaivo, andrefana; ary lavibola, atsimo. Mizara ho zana-poko vitsivitsy ny Antaisaka, izay mitsinjara ho fianakaviana maromaro indray atao hoe kibory, Tanàndehiben' ny Antaisaka: Vangaindrano, Midongy atsimo [1.1]
Explanations in French [ Antesaka ] Population du sud-est de Madagascar, qui [...] Mananivo et Iavibola (ville principale: Vangaindrano) [full text in 1.5]
Examples 
1Tokony tamin' ny 1788 dia nisy ady nifanaovan' ny Zafisoro sy ny Antaisaka. [2.508]
2From the northern point of Madagascar down to the bay of Antongil the people appear to be allied to the Sakalava, but south of that bay come in succession the Betsimisaraka (of whom there are two chief divisions called respectively Anteva and Vorimo), the Betanimena (a little more inland), the Taimoro, the Taifasy, the Taisaka, the Tanosy, and the Tandroy, who reach down towards Cape St Mary, the southernmost point of Madagascar. [2.382]
Vocabulary 
Titles Folklore Antaisaka
Le dialecte Antaisaka
Recueil des Contes Antesaka
Other spellings 
Tables and plates Dialectal words

Anagrams 

Updated on 2023/08/12