Entry Taimoro
Part of speech name (ethnonym)
Explanations in French [ Antaimoro ] Foko lehibebe amin' ny morontsiraka atsimo atsinanana, anelanelan' i Namorona sy Manampatrana. Taranak' Arabo ny Antaimoro, malaza noho ireo soratra rakitry ny ela atao hoe sorabe (teny malagasy voasoratra amin' ny tarehintsoratra arabo) mitahiry ny tantarandrazany hatramin' ny nahatongavany teto amin' ny Nosy. Tanàn-dehibe: Vohipeno, Manakara [1.11]
 [ Antemoro ] Population du sud-est de Madagascar, qui [...] Namorona et Manampatrana (ville principale: Vohipeno) [full text in 1.5]
Examples From the northern point of Madagascar down to the bay of Antongil the people appear to be allied to the Sakalava, but south of that bay come in succession the Betsimisaraka (of whom there are two chief divisions called respectively Anteva and Vorimo), the Betanimena (a little more inland), the Taimoro, the Taifasy, the Taisaka, the Tanosy, and the Tandroy, who reach down towards Cape St Mary, the southernmost point of Madagascar. [2.382]
Vocabulary 
Other spellings 
Tables and plates Dialectal words

Anagrams 

Updated on 2021/10/03