Entry | 1 sosotra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy faly, na tafintohina, ka hita eny amin' ny endrika izany tsy fahafaliana izany: Sosotra tamiko i dada fa tsy nahatonga hafatra aho [1.1] |
Explanations in English |
4 vexed, annoyed, at the point of becoming angry [1.7] |
Explanations in French |
5 ennuyé, vexé au point de s'énerver [1.8] |
Examples |
6 Tsy tezitra na sosotra kely akory anefa izy fa nandinika an-kamoràna ny anatra feno fahendrena nomanin' ny lahy ho azy. [2.470] |
Derivatives |
|
Analogs | 12 malonilony, letra, lotika, sendaotra, tezitra, kirikirina, mandongilongy, madikidiky, marikoriko |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word sosotra |
Anagrams | 14 sarotso, sosotra |
Updated on 2020/07/31 |