|
|
|
|

Entry1  papangohazo
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Game
Explanations in Malagasy  4  Zavatra mitapelaka (taratasy henjana na baoritra maivana sady manify) didiana atao mitarehimpapango mivelatra elatra, dia asiana kofehy mba hitanana azy ary dia alefa hoentin' ny rivotra manidina (atao koa hoe sarimpapango) [1.1]
Explanations in French  5  Cerf-volant [1.3]
Elementary words  6  papango, hazo

Anagrams  7  hazopapango, papangohazo

Updated on 2023/11/26