Entry (1/2) | 1 P p |
Part of speech | 2 noun (symbol) |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tarehintsoratra fahadimy ambin'ny folo ary renisoratra fahiraika ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. Amin'ny fanakambanan-teny, ny f miova ho p: sarotra fantarina = saro-pantarina. |
Explanations in French |
4 [1.3] La quinzième lettre et onzième consonne de l'alphabet malgache. |
Analogs | 5 abidy |
Compound words |
|
Tables and plates |
7 The Alphabets |
Article |
8 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
Illustrations |
|
Entry (2/2) | 11 P |
Part of speech | 12 noun (symbol) |
Explanations in Malagasy |
13 [3.1] Fôsfôrô. Singa mivaingana, faha-15 amin'ny fisokajiana miherina. |
Explanations in English |
14 [3.1] Phosphorus. |
Explanations in French |
15 [3.1] Phosphore. |
Vocabulary |
16 Chemistry |
Tables and plates |
17 Periodic Table |
Updated on 2024/12/21 |