|
|
|
|

Entry (1/3)1  osa
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Tsy manana tanjaka na herim-batana; mora reraka na tsy salama: Osa fa tsy tahaka ny lehilahy ny vehivavy. [1.1]
4  Malemy, kely aina, saozanina, reraka, mihozohozo, mangozohozo [1.1]
Explanations in English  5  Feeble, weak; coward [1.7]
Explanations in French  6  Faible, sans courage, sans énergie, lâche, poltron [1.3]
7  Faible, poltron [1.8]
Examples  8  Antitra sy osa ny raiko. [2.270#]
9  Aza ilaozanao aho fa efa osa, hoy koa i Neny. [2.643#]
Derivatives 
10  Passive verbs :
11  Nouns :
12  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word osa

Entry (2/3)16  osa
Part of speech  17  noun
Vocabulary  18  Botany: grass
Explanations in Malagasy  19  Zavamaniry eny amin'ny toerana misy vato, tsy avo fa iva faniry [1.78]

Entry (3/3)20  Osa
Part of speech  21  name (biblical)
Vocabulary  22  Holy Scriptures
Explanations in English  23  Uz [2.996]
Explanations in French  24  [2.996]
Examples  25  Zanak'i Arama: osa, Hola, Getera, ary Mesa. [2.996]
Synonyms  26  oza, oza
Tables and plates  27  Full list
Article  28  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Osa

Anagrams  29  aso, osa, sao, soa

Updated on 2023/08/01