|
|
|
|

Entry (1/2)1  milofo (lofo)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Miezaka amin-kiry, mampiasa ny hery rehetra azo atao, mikely aina: Nilofo mafy tamin' ny fianarana izy ka tsy mahagaga raha afa-panadinana [1.1]
Explanations in English  4  To persevere, to persist [1.7]
Explanations in French  5  Persévérer, s'opiniâtrer [1.8]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Analogs  10  Mikofo, mifofotra, mikezaka, miezaka, milozoka, mikokotra, mikikitra, mikoko-maty, mikely aina, mimaso, mikiry, mikiribiby, manao salaka fohy rambo, manao sakafo ambany foitra, mandany mondron-kery, tsy mitandro hasasarana, tsy mitarain-tanana ompaka, tsy mikely soroka, mivaky tratra, fola-damosina, mandany ron-doha, mimokitra, mimokimoky, miokitra, mikoremby, misikim-ponitra, mialakaforo, mialakabontana, miady fo, tsy miroa fo, tsy manamohamo, tsy mikoso-maso, may volon' orona, may volon-tratra, miongo-bolo, miady fo aman' aina, manao anjolofo, manao kely andilana, milofika, tsy misatry fanahy, tsy mandala aina, mikaozatra, mitozo, manao valangitrika, manao' amboa ditsika, manao lazo be, manao ain-tsy ho zavatra, manao ampinga tratra, manao vy very ny aina, tsy manary karama, tsy miala vehana, manao botraika, manao an-ditra, manao an' aina, tsy mandry andro tsy mandry alina, miantotomaty, sady mifofotra no mively vy

Entry (2/2)11  milofo (lofo)
Part of speech  12  active verb
Explanations in Malagasy  13  Manana omby hovonoina hatao lofo [1.1]

Anagrams  14  mifolo, milofo

Updated on 2020/07/31