|
|
|
|

Entry (1/2)1  matsatso
Root  2  tsatso
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tsy misy tsirony, tsy misy hamaminy, matsaboka: Matsatso izany ro izany fa asio sira kely
Tsotra loatra, tsy misa misy haingonkaingony mahafinritra; masirasira: Lahateny matsatso
Examples  5  [2.471] Mahery fofona sady matsatso!
Compound words 

Entry (2/2)7  Matsatso
Part of speech  8  name (anthroponym) [Full list]
Examples  9  [2.48] Ary milalao i Soratra sy matsatso.
Vocabulary  10  Religions, Beliefs
Tables and plates  11  The ancient idols

Anagrams  12  atsatsom, Matsatso, matsatso

Updated on 2025/02/08