Entry (1/2) | 1 manozona (ozona) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Maniry ratsy ny hafa: Nanozona ilay lamina tsy nandray azy izy [1.1] |
Explanations in English |
4 To curse [1.7] |
Explanations in French |
5 Maudire [1.8] |
Examples |
6 Ary izay manozona ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa. [2.996] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 manozòna (ozona) |
Part of speech | 12 imperative of active verb manozona |
Tables and plates |
13 All the active imperatives |
Updated on 2023/01/20 |