Entry | 1 mandramatra |
Root | 2 ramatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manaikitra mafy amin' ny nify; miady amin' olona |
Explanations in English |
5 [1.2] to attack, to set upon, to rush upon |
Examples |
6 Izao no lazain' ny Tompo amin' ireo ratsy fanahy rehetra mifanolotra amiko, izay mandramatra ny lova nomeko an' Israely vahoakako: Indro hongotako hiala amin' ny taniny izy ireo; [2.996#] |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |