|
|
|
|

Entry1  mafotaka
Root  2  fotaka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza osa, toy ny asa tanimbary be fotaka, izay sady betsaka no mampanahirana
Enti-milaza raharaha mifangaro adin-tsaina mampanahirana: Nafotaka ny adihevitra tao amin' ny zaikaben' ny mpampianatra
Explanations in English  5  [1.2] occupying one's time. Probably arising from the habit of a person diligent in planting rice. Always in the mud.
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Analogs  9  marihitra

Anagrams  10 

Updated on 2025/01/21