Entry | 1 maingoka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Bibikely misy tanabeny roa mangeja eo anoloana, ary ny kibony miafara amin' ny rambo mifaingoka izay manindrona misy poizina [1.1] |
Explanations in English |
4 a scorpion [1.7] |
Explanations in French |
5 scorpion [1.3, 1.8] |
Examples |
6 Any am-piandrasana omby any izy dia ataony mijaly sy mitondra faisana ery ny omby izay andrasany, mpampitondraka ny volim-bahoaka, mpilalao bibilava sy maingoka ary biby madinika. [2.588#] |
Vocabulary |
7 Zoology: invertebrates |
Analogs | 8 HEfy, mambamBOhitra |
Article |
9 Randzavola: maingoka ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 10 maingoka, miongaka |
Updated on 2022/07/30 |